<-
->

1Mp 12:18 Then king Rehoboam sent Adoram, who was over the tribute; and all Israel stoned him with stones, that he died. Therefore king Rehoboam made speed to get him up to his chariot, to flee to Jerusalem. Ary dia naniraka an' i Adorama, komandin' ny mpanao fanompoana, Rehoboama mpanjaka, nefa ny Isiraely rehetra nitora-bato azy, ka maty izy. Dia niezaka faingana nankeo amin' ny kalesiny Rehoboama mpanjaka handositra ho any Jerosalema. Naniraka an' i Adorama, lehiben' ny mpamory hetra, Roboama mpanjaka, tamin' izay; fa notorahan' Israely rehetra vato io, ka maty. Izay Roboama mpanjaka vao niakatra tamin' ny kalesy anankiray faingana, handositra ho any Jerosalema. Le roi Roboam dépêcha Adoram, le chef de la corvée, mais tout Israël le lapida et il mourut ; alors le roi Roboam se vit contraint de monter sur son char pour fuir vers Jérusalem.