<-
->

1Mp 12:21 And when Rehoboam was come to Jerusalem, he assembled all the house of Judah, with the tribe of Benjamin, an hundred and fourscore thousand chosen men, which were warriors, to fight against the house of Israel, to bring the kingdom again to Rehoboam the son of Solomon. Ary nony tonga tany Jerosalema Rehoboama, dia novoriny ny taranak' i Joda rehetra mbamin' ny firenen' i Benjamina, dia miaramila valo alina amby iray hetsy voafantina, hiady amin' ny taranak' Isiraely hampody ny fanjakana indray ho an-dRehoboama, zanak' i Solomona. Vao tonga tany Jerosalema Roboama, dia namory ny tranon' i Jodà rehetra sy ny fokon' i Benjamina, dia miaramila valo alina sy iray hetsy voafantina, hiady amin' ny tranon' Israely, ka hampody ny fanjakana indray amin-dRoboama zanak' i Salomona. Roboam se rendit à Jérusalem ; il convoqua toute la maison de Juda et la tribu de Benjamin, soit cent quatre-vingt mille guerriers d'élite, pour combattre la maison d' Israël et rendre le royaume à Roboam fils de Salomon.