<-
->

1Mp 12:27 If this people go up to do sacrifice in the house of the Lord at Jerusalem, then shall the heart of this people turn again unto their lord, even unto Rehoboam king of Judah, and they shall kill me, and go again to Rehoboam king of Judah. fa raha miakatra hamono zavatra hatao fanatitra ao amin' ny tranon' i Jehovah any Jerosalema ny vahoaka, dia hody amin' ny tompony indray ny fony dia amin-dRehoboama, mpanjakan' ny Joda, ary dia hamono ahy izy ka hiverina any amin-dRehoboama, mpanjakan' ny Joda, indray. Raha miakatra hanao sorona any an-tranon' ny Tompo any Jerosalema ny vahoaka, hitodika ny fon' ity vahoaka ity hankany amin' ny tompony indray, amin-dRoboama mpanjakan' i Jodà, dia hamono ahy ka hiverina amin-dRoboama mpanjakan' i Jodà. Si ce peuple continue de monter au Temple de Yahvé à Jérusalem pour offrir des sacrifices, le coeur du peuple reviendra à son seigneur, Roboam, roi de Juda, et on me tuera. "