<-
->

1Mp 12:32 And Jeroboam ordained a feast in the eighth month, on the fifteenth day of the month, like unto the feast that is in Judah, and he offered upon the altar. So did he in Bethel, sacrificing unto the calves that he had made: and he placed in Bethel the priests of the high places which he had made. Ary Jeroboama, nanendry andro firavoravoana tamin' ny andro fahadimy ambin' ny folo amin' ny volana fahavalo, tahaka ny andro firavoravoana tamin' ny Joda ihany, ka nanatitra fanatitra teo ambonin' ny alitara izy. Toy izany no nataony tao Betela, fa namono zavatra hatao fanatitra ho an' ireo ombilahy kely izay nataony izy; ary nampitoeriny tao Betela ireo mpisorona amin' ny fitoerana avo izay notendreny. Nisy fety noforonin' i Jeroboama tamin' ny volana fahavalo tamin' ny andro fahadimy ambin' ny folon' ny volana ho fanahafana ny fety fanao any amin' i Jodà, dia nanatitra sorona teo ambony otely izy. Toy izany no nataony tao Betela, mba hanaovan' ny olona sorona amin' ireo zanak' omby nataony, ary nampitoeriny tao Betela ny mpisoron' ireo fitoerana avo, izay natsangany. Jéroboam célébra une fête le huitième mois, le quinzième jour du mois, comme la fête qu' on célébrait en Juda, et il monta à l' autel. Voilà comme il a agi à Béthel, sacrifiant aux veaux qu' il avait faits, et il établit à Béthel les prêtres des hauts lieux, qu' il avait institués.