<-
->

1Mp 13:1 And, behold, there came a man of God out of Judah by the word of the Lord unto Bethel: and Jeroboam stood by the altar to burn incense. Ary, indro, nisy lehilahin' Andriamanitra avy tany Joda tonga tany Betela noho ny tenin' i Jehovah, raha mbola nitsangana teo anilan' ny alitara handoro ditin-kazo manitra Jeroboama. Raha mbola nitoetra teo amin' ny otely handoro ny sorona Jeroboama, dia indro nisy olon' Andriamanitra avy any Jodà, tonga tany Betela, noho ny tenin' ny Tompo. Sur l' ordre de Yahvé, un homme de Dieu arriva de Juda à Béthel, au moment où Jéroboam se tenait près de l' autel pour offrir le sacrifice,