<-
->

1Mp 13:11 Now there dwelt an old prophet in Bethel; and his sons came and told him all the works that the man of God had done that day in Bethel: the words which he had spoken unto the king, them they told also to their father. Fa nisy mpaminany antitra anankiray tao Betela; ary tonga ny zanany ka nilaza taminy izay rehetra nataon' ilay lehilahin' Andriamanitra androtr' iny tao Betela; ary nolazain' ireo tamin-drainy koa ny teny izay nolazain-dralehilahy tamin' ny mpanjaka. Ary nisy kosa mpaminany antitra anankiray nonina tany Betela; ka tonga ny zanany namisavisa taminy ny zavatra rehetra nataon' ilay olon' Andriamanitra tao Betela androtriny; nambarany tamin-drainy koa ny teny nolazain-dralehilahy tamin' ny mpanjaka. Or habitait à Béthel un vieux prophète, et ses fils vinrent lui raconter tout ce qu' avait fait, ce jour-là, l' homme de Dieu à Béthel ; les paroles qu' il avait dites au roi, ils les racontèrent aussi à leur père.