<-
->

1Mp 13:32 For the saying which he cried by the word of the Lord against the altar in Bethel, and against all the houses of the high places which are in the cities of Samaria, shall surely come to pass. fa tsy maintsy ho tanteraka ilay teny nantsoiny noho ny tenin' i Jehovah nilaza ny loza ho tonga amin' ny alitara ao Betela sy amin' ny trano rehetra eny amin' ny fitoerana avo izay any an-tanànan' i Samaria. Fa ho tanteraka tokoa ny teny nantsoiny, araka ny tenin' ny Tompo, mihatra amin' ny otely any Betela sy amin' ny tranon' ny fitoerana avo rehetra izay ao amin' ny tanànan' i Samaria. Car elle s' accomplira vraiment, la parole qu' il a prononcée par ordre de Yahvé contre l' autel de Béthel, et contre tous les sanctuaires des hauts lieux qui sont dans les villes de Samarie. "