<-
->

1Mp 13:4 And it came to pass, when king Jeroboam heard the saying of the man of God, which had cried against the altar in Bethel, that he put forth his hand from the altar, saying, Lay hold on him. And his hand, which he put forth against him, dried up, so that he could not pull it in again to him. Ary nony ren' i Jeroboama mpanjaka ny tenin' ny lehilahin' Andriamanitra izay niantso ny alitara tao Betela, dia naninjitra ny tànany niala tamin' ny alitara izy ka nanao hoe: Hazony ilehio. Dia maty iny tànany nahinjiny nanondro azy iny ka tsy azony noketrahina intsony. Nony ren' i Jeroboama mpanjaka ny tenin' ity olon' Andriamanitra, niantso amin' ny otely tao Betela dia naninjitra ny tànany avy eo ambony otely izy, ka nanao hoe: Sambory ilay io. Kanjo maina tery ny tànany izay nahinjiny hanondro azy, ka tsy azony navonkina intsony. Quand le roi entendit ce que l' homme de Dieu disait contre l' autel de Béthel, il étendit la main hors de l' autel, en disant : " Saisissez-le ! " mais la main qu' il avait tendue contre l' homme sécha, en sorte qu' il ne pouvait plus la ramener à lui,