<-
->

1Mp 15:10 And forty and one years reigned he in Jerusalem. And his mother' s name was Maachah, the daughter of Abishalom. Ary iraika amby efa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Imaka, zanakavavin' i Absaloma. Iraika amby efapolo taona no nanjakany tao Jerosalema, ary Maakà, zanakavavin' i Abesaloma no anaran-dreniny. et régna quarante et un ans à Jérusalem ; sa grand-mère s' appelait Maaka, fille d' Absalom.