<-
->

1Mp 15:23 The rest of all the acts of Asa, and all his might, and all that he did, and the cities which he built, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Judah? Nevertheless in the time of his old age he was diseased in his feet. Ary ny tantaran' i Asa sisa rehetra sy ny heriny rehetra mbamin' izay rehetra nataony ary ny tanàna izay nataony, tsy voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Joda va izany? Nefa kosa tamin' ny andro fahanterany dia narary tamin' ny tongony izy. Ny sisa tamin' ny asa vitan' i Asà, mbamin' ny herim-po nasehony sy izay rehetra nataony ary ny tanàna naoriny, moa izany va tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' i Jodà? Narary tongotra anefa izy nandritra ny andron' ny fahanterany. Le reste de l' histoire d' Asa, toute sa vaillance et tout ce qu' il a fait, cela n' est-il pas écrit au livre des Annales des rois de Juda ? Seulement, au temps de sa vieillesse, il eut les pieds malades.