<-
->

1Mp 15:33 In the third year of Asa king of Judah began Baasha the son of Ahijah to reign over all Israel in Tirzah, twenty and four years. Tamin' ny taona fahatelo nanjakan' i Asa, mpanjakan' ny Joda, no vao nanjakan' i Basa, zanak' i Ahia, tamin' ny Isiraely rehetra tao Tirza; ary mpanjaka efatra amby roa-polo taona izy. Tamin' ny taona fahatelon' i Asà mpanjakan' i Jodà, dia tonga mpanjaka tamin' Israely rehetra tao Tersa kosa Baasà zanak' i Ahiasa, ary efatra amby roapolo taona no nanjakany. La troisième année d' Asa, roi de Juda, Basha, fils d' Ahiyya, devint roi sur Israël à Tirça, pour vingt-quatre ans.