<-
->

1Mp 15:7 Now the rest of the acts of Abijam, and all that he did, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Judah? And there was war between Abijam and Jeroboam. Ary ny tantaran' i Abia sisa mbamin' izay rehetra nataony, tsy voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Joda va izany ? Ary niady Abia sy Jeroboama Ny sisa tamin' ny asan' i Abiama, mbamin' izay rehetra nataony, moa izany va tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' i Jodà? Niady Abiama sy Jeroboama. Le reste de l' histoire d' Abiyyam, tout ce qu' il a fait, cela n' est-il pas écrit au livre des Annales des rois de Juda ? Il y eut guerre entre Abiyyam et Jéroboam.