<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 16:23 | In the thirty and first year of |
Tamin' ny taona fahiraika amby telo-polo nanjakan' i Asa, mpanjakan' ny Joda, no vao nanjakan' i Omry; ary nanjaka roa ambin' ny folo taona tamin' ny Isiraely izy; tao Tirza no nanjakany enin-taona. | Tamin' ny taona faharaik' amby telopolon' i Asà, mpanjakan' i Jodà, dia tonga mpanjakan' Israely kosa Amrì, ary roa ambin' ny folo taona no nanjakany. | La trente et unième année d' |