<-
->

1Mp 18:20 So Ahab sent unto all the children of Israel, and gathered the prophets together unto mount Carmel. Dia naniraka tany amin' ny Zanak' Isiraely rehetra Ahaba ka namory ny mpaminany ho any an-tendrombohitra Karmela. Dia naniraka nankany amin' Israely rehetra Akaba sy namory ny mpaminany ho any an-tendrombohitra Karmela. Achab convoqua tout Israël et rassembla les prophètes sur le mont Carmel.