<-
->

1Mp 18:42 So Ahab went up to eat and to drink. And Elijah went up to the top of Carmel; and he cast himself down upon the earth, and put his face between his knees, Dia niakatra hihinana sy hisotro Ahaba. Fa Elia kosa niakatra ho eo an-tampon' i Karmela, dia niankohoka tamin' ny tany, ary ny lohany nataony teo anelanelan' ny lohaliny Dia niakatra hihinana sy hisotro Akaba, fa Elia kosa niakatra ho any an-tampon' i Karmela, sady niondrika tandrifin' ny tany, no nanao ny tarehiny tao anelanelan' ny lohaliny, Pendant qu' Achab montait pour manger et boire, Élie monta vers le sommet du Carmel, il se courba vers la terre et mit son visage entre ses genoux.