<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 2:28 | Then tidings came to |
Ary ren' i Joaba izany (fa Joaba efa niodina nanaraka an' i Adonia, kanefa tsy niodina nanaraka an' i Absaloma izy), dia nandositra nankao amin' ny trano-lain' i Jehovah izy ka nangia ny tandroky ny alitara. | Tonga tao amin' i Joaba izany vaovao izany satria niandany tamin' i Adoniasa Joaba, na dia tsy niandany tamin' i Absaloma aza. Ary nandositra tao amin' ny tabernaklan' ny Tompo Joaba, ka namikitra ny tandroky ny otely. | Lorsque la nouvelle parvint à |