<-
->

1Mp 2:3 And keep the charge of the Lord thy God, to walk in his ways, to keep his statutes, and his commandments, and his judgments, and his testimonies, as it is written in the law of Moses, that thou mayest prosper in all that thou doest, and whithersoever thou turnest thyself: Ary tandremo izay asain' i Jehovah Andriamanitrao hotandremana handehananao amin' ny lalany hitandremanao ny lalàny sy ny didiny sy ny fitsipiny ary ny teni-vavolombelony, araka ny voasoratra ao amin' ny lalan' i Mosesy, mba hataonao lavorary avokoa izay rehetra hataonao sy izay rehetra halehanao, Tandremo ny fanompoana an' ny Tompo Andriamanitrao, fa araho ny làlany, tandremo ny didy aman-dalàny, ny fitsìpika amam-pandaharany, araka ny voasoratra ao amin' ny lalàn' i Moizy, mba hahomby hianao amin' izay hataonao rehetra sy izay rehetra hoherehinao, Tu suivras les observances de Yahvé ton Dieu, en marchant selon ses voies, en gardant ses lois, ses commandements, ses ordonnances et ses instructions, selon qu' il est écrit dans la loi de Moïse, afin de réussir en toutes tes oeuvres et tous tes projets,