<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 2:32 | And the |
Dia hatsingerin' i Jehovah ho amin' ny lohany ihany ny ràny, satria izy namely olona roa lahy izay marina sady tsara noho izy ka namono azy tamin' ny sabatra, dia Abnera, zanak' i Nera, komandin' ny miaramilan' ny Isiraely sy Amasa, zanak' i Jatera, komandin' ny miaramilan' ny Joda, nefa Davida raiko tsy nahalala izany akory | Hatsingerin' ny Tompo eo an-dohany ihany ny ràny, fa olona roa lahy, marina sy tsara noho izy, no nasiany sy novonoiny tamin' ny sabatra, nefa tsy fantatr' i Davida raiko izany, dia Abnera zanak' i Nera, filohan' ny tafik' Israely, sy Amasà, zanak' i Jetera, filohan' ny tafik' i Jodà. |