<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 2:38 | And |
Ary hoy Simey tamin' ny mpanjaka: Tsara izany teny izany; araka izany nolazain' ny mpanjaka tompoko Izany no hataon' ny mpanomponao. Ary Simey nitoetra ela tany Jerosalema. | Namaly ny mpanjaka Semeia nanao hoe: Tsara izany teny izany, ka hanao arak' izany voalazan' ny mpanjaka tompoko izany ny mpanomponao. Dia nitoetra andro maro be tany Jerosalema Semeia. |