<-
->

1Mp 2:7 But shew kindness unto the sons of Barzillai the Gileadite, and let them be of those that eat at thy table: for so they came to me when I fled because of Absalom thy brother. Fa ny zanak' i Barzilay Gileadita kosa dia asio soa, ka avelao mba ho isan' izay mihinana eo amin' ny latabatrao izy; fa hanao soa toy izany no nankanesan' ireo tany amiko, fony nandositra an' i Absaloma rahalahinao aho. Fa ireo zanak' i Berzelaia Galaadita kosa dia anehoy fitiavana ka aoka ho isan' izay mihinana eo amin' ny latabatrao izy ireo, fa tahaka izany koa no nanatonany ahy, fony aho nandositra teo anoloan' i Absaloma rahalahinao. Quant aux fils de Barzillaï le Galaadite, tu les traiteras avec bonté et ils seront parmi ceux qui mangent à ta table, car ils m' ont ainsi secouru quand je fuyais devant ton frère Absalom.