<-
->

1Mp 21:18 Arise, go down to meet Ahab king of Israel, which is in Samaria: behold, he is in the vineyard of Naboth, whither he is gone down to possess it. Miaingà, ka midìna hihaona amin' i Ahaba, mpanjakan' ny Isiraely, izay ao Samaria; indro, ao amin' ny tanim-boalobok' i Nabota izy, fa lasa nankao izy mba haka ny tany ho azy. Mitsangàna hianao, ka midìna hihaona amin' i Akaba mpanjakan' Israely, manjaka ao Samaria. Ao an-tanim-boalobok' i Nabota ao izy izao, fa midìna nankany haka izany ho azy. " Lève-toi et descends à la rencontre d' Achab, roi d' Israël à Samarie. Le voici qui est dans la vigne de Nabot, où il est descendu pour se l' approprier.