<-
->

1Mp 22:41 And Jehoshaphat the son of Asa began to reign over Judah in the fourth year of Ahab king of Israel. Ary Josafata, zanak' i Asa, vao nanjaka tamin' ny Joda tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Ahaba, mpanjakan' ny Isiraely. Tamin' ny taona fahefatr' i Akaba mpanjakan' Israely no nahatongavan' i Josafata zanak' i Asà ho mpanjakan' i Jodà. Josaphat fils d' Asa devint roi sur Juda en la quatrième année d' Achab, roi d' Israël.