<-
->

1Mp 22:52 And he did evil in the sight of the Lord, and walked in the way of his father, and in the way of his mother, and in the way of Jeroboam the son of Nebat, who made Israel to sin: Ahazia, zanak' i Ahaba, vao nanjaka tamin' ny Isiraely tao Samaria tamin' ny taona fahafito ambin' ny folo nanjakan' i Josafata, mpanjakan' ny Joda; ary nanjaka roa taona tamin' ny Isiraely izy. Tamin' ny taona fahafito ambin' ny folon' i Josafata mpanjakan' i Jodà no vao tonga mpanjakan' Israely tany Samaria Okoziasa zanak' i Akaba, ary roa taona no nanjakany tamin' Israely. Ochozias, fils d' Achab, devint roi sur Israël à Samarie en la dix-septième année de Josaphat, roi de Juda, et régna deux ans sur Israël.