<-
->

1Mp 5:1 And Hiram king of Tyre sent his servants unto Solomon; for he had heard that they had anointed him king in the room of his father: for Hiram was ever a lover of David. Ary Solomona nanjaka tamin' ny fanjakana rehetra hatramin' ny Ony sy ny tanin' ny Filistina ka hatramin' ny sisin' i Egypta; nandoa hetra ireo sady nanompo an' i Solomona tamin' ny andro rehetra niainany. Nanjaka tamin' ny fanjakana rehetra, hatramin' ny ony ka hatramin' ny tanin' ny Filistina sy ny sisin-tanin' i Ejipta Salomona, ary nitondra fanatitra sy nanoa an' i Salomona nandritra ny andro niainany izy ireo. Salomon étendit son pouvoir sur tous les royaumes depuis le Fleuve jusqu' au pays des Philistins et jusqu'à la frontière d' Egypte. Ils apportèrent leur tribut et servirent Salomon toute sa vie.