<-
->

1Mp 5:20 Koa ankehitriny asaovy misy mikapa hazo sedera ho ahy, any Libàna. Hiaraka amin' ny mpanomponao ny mpanompoko, ary homeko anao ho karaman' ny mpanomponao izay rehetra holazainao, satria fantatro fa tsy mba misy olona mahay mikapa hazo, toy ny Sidoniana, atý aminay. Maintenant, ordonne que l' on me coupe des arbres du Liban ; mes serviteurs seront avec tes serviteurs et je te payerai la location de tes serviteurs selon tout ce que tu me fixeras. Tu sais en effet qu' il n' y a personne chez nous qui soit habile à abattre les arbres comme les Sidoniens. "