<-
->

1Mp 5:23 Hampidinin' ny mpanompoko ho any amin' ny ranomasina izany avy any Libàna, dia hampitaiko ny ranomasina izany, ho any amin' izay toerana hotondroinao, any vao asaiko hovahany izy, hampanalainao. Ary hianao kosa hanatanteraka ny faniriako amin' ny famononan-kanina ho an' ny ankohonako. Mes serviteurs les descendront du Liban à la mer, je les ferai remorquer à l' endroit que tu me manderas, je les délierai là et toi, tu les prendras. De ton côté, tu assureras selon mon désir l' approvisionnement de ma maison. "