<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 6:1 | And it came to pass in the four hundred and eightieth year after the children of |
Ary tamin' ny taona fahavalo-polo amby efa-jato taorian' ny nialan' ny Zanak' Isiraely tamin' ny tany Egypta tamin' ny volana Ziva (volana faharoa izany), tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Solomona tamin' ny Isiraely, dia nanorina ny tranon' i Jehovah izy. | Tamin' ny taona fahavalo-polo amby efa-jato, taorian' ny nivoahan' ny zanak' Israely tany amin' ny tany Ejipta, tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Salomona tamin' Israely, tamin' ny volana ziva, izay volana faharoa, no nanorina ny tranon' ny Tompo izy. | En la quatre cent quatre-vingtième année après la sortie des |