<-
->

1Mp 7:8 And his house where he dwelt had another court within the porch, which was of the like work. Solomon made also an house for Pharaoh' s daughter, whom he had taken to wife, like unto this porch. Ary ny tranony izay nitoerany teo amin' ny kianja hafa tao anatinatiny kokoa noho ny lavarangana fidirana dia nitovy rafitra tamin' io koa. Ary Solomona nanao trano tahaka izany lavarangana fidirana izany koa ho an' ny zanakavavin' i Farao, izay efa nampakariny ho vady. Ny trano nitoerany dia nataony torak' izany koa, tao amin' ny kianja anankiray manarakaraka ny trano heva, ary nanao trano mitovy amin' io trano heva io koa izy, ho an' ny zanakavavin' i Faraona izay nampakarin' i Salomona ho vady. Son habitation privée, dans l' autre cour et à l' intérieur par rapport au vestibule, avait la même façon ; il y avait aussi une maison, semblable à ce vestibule, pour la fille de Pharaon, qu' il avait épousée.