<-
->

1Mp 9:19 And all the cities of store that Solomon had, and cities for his chariots, and cities for his horsemen, and that which Solomon desired to build in Jerusalem, and in Lebanon, and in all the land of his dominion. ary ny tanàna fitehirizana rehetra izay nananan' i Solomona sy ny tanàna fitoeran' ny kalesy sy ny tanàna fitoeran' ny mpitaingin-tsoavaly sy izay tian' i Solomona haorina tany Jerosalema sy tany Libanona ary tany amin' ny tany nanjakany rehetra. ny tanàna rehetra natao fitehirizana, ka an' i Salomona, ny tanàna ho an' ny kalesy, ny tanàna ho an' ny mpitaingin-tsoavaly, mbamin' izay rehetra tian' i Salomona naorina tany Jerosalema sy Libàna ary tany amin' ny tany rehetra nanapahany. toutes les villes-entrepôts qu' avait Salomon, les villes de chars et de chevaux, et ce qu' il plut à Salomon de construire à Jérusalem, au Liban et dans tous les pays qui lui étaient soumis.