<-
->

1Mp 9:20 And all the people that were left of the Amorites, Hittites, Perizzites, Hivites, and Jebusites, which were not of the children of Israel, Ary ny olona sisa rehetra tamin' ny Amorita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita, izay tsy isan' ny Zanak' Isiraely, Ary ny vahoaka sisa rehetra tamin' ny Amoreana, Heteana, Ferezeana, Heveana, mbamin' ny Jeboseana, izay tsy isan' ny zanak' Israely, Tout ce qui restait des Amorites, des Hittites, des Perizzites, des Hivvites et des Jébuséens, qui n'étaient pas des Israélites,