<-
->

2Mp 1:17 So he died according to the word of the Lord which Elijah had spoken. And Jehoram reigned in his stead in the second year of Jehoram the son of Jehoshaphat king of Judah; because he had no son. Ka dia maty izy araka ny tenin' i Jehovah izay nolazain' i Elia. Ary satria tsy nanan-janaka izy, dia Jorama no nanjaka nandimby azy tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Jehorama, zanak' i Josafata, mpanjakan' ny Joda. Dia maty Okoziasa araka ny tenin' ny Tompo izay nolazain' i Elia, ka Jorama no tonga mpanjaka nandimby azy, tamin' ny taona faharoan' i Jorama, mpanjakan' i Jodà, zanak' i Josafata, fa tsy nanana zanaka izy. Il mourut, selon la parole de Yahvé qu' Elie avait prononcée. Joram, son frère, devint roi à sa place en la deuxième année de Joram fils de Josaphat, roi de Juda, en effet il n' avait pas de fils.