<-
->

2Mp 1:3 But the angel of the Lord said to Elijah the Tishbite, Arise, go up to meet the messengers of the king of Samaria, and say unto them, Is it not because there is not a God in Israel, that ye go to enquire of Baalzebub the god of Ekron? Ary Ilay Anjelin' i Jehovah niteny tamin' i Elia Tisbira hoe: Miaingà, miakara hihaona amin' ny iraky ny mpanjakan' i Samaria, ka manaova aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Moa ataonareo fa tsy misy Andriamanitra eo amin' ny Isiraely va, no mandeha hanontany amin' i Bala-zeboba, andriamanitr' i Ekrona, ianareo? Fa hoy kosa ny anjelin' ny Tompo tamin' i Elia Tesbita: Mitsangàna hianao, ka miakara hitsena ny iraky ny mpanjakan' i Samaria, dia izao no lazao amin' izy ireo: Moa ny tsy fisian' Andriamanitra any amin' Israely va no andehananareo hanontany amin' i Beela-Zeboba andriamanitr' i Akarona? Mais l' Ange de Yahvé dit à Elie le Tishbite : "Debout! monte à la rencontre des messagers du roi de Samarie et dis-leur : N' y a-t-il donc pas de Dieu en Israël, que vous alliez consulter Baal-Zebub, dieu d' Eqrôn?