<-
->

2Mp 10:1 And Ahab had seventy sons in Samaria. And Jehu wrote letters, and sent to Samaria, unto the rulers of Jezreel, to the elders, and to them that brought up Ahab' s children, saying, Ary nisy zanak' i Ahaba fito-polo lahy tany Samaria. Ary Jeho nanoratra taratasy ka nampitondra iny ho any Samaria any amin' ny mpanapaka any Jezirela dia ho any amin' ny loholona sy ny mpitaiza ny zanak' i Ahaba nanao hoe: Nisy zanak' i Akaba fitopolo lahy tany Samaria, ka nanoratra taratasy Jeho nampitondrainy tany Samaria ho an' ny lehiben' i Jezrahela, dia ny loholona, ary ho an' ny tonian' ny fikarakarana ny zanak' i Akaba, ary izao no teniny: Il y avait à Samarie 70 fils d' Achab. Jéhu écrivit des lettres qu' il envoya à Samarie aux commandants de la ville, aux anciens et aux tuteurs des enfants d' Achab. Il disait