<-
->

2Mp 10:17 And when he came to Samaria, he slew all that remained unto Ahab in Samaria, till he had destroyed him, according to the saying of the Lord, which he spake to Elijah. Ary rehefa tonga tany Samaria Jeho, dia namono izay sisa rehetra tamin' ny tamingan' i Ahaba tany Samaria mandra-paharingany, araka ny tenin' i Jehovah izay nolazainy tamin' i Elia. Dia toy izany no nitondrany azy teny amin' ny kalesiny. Nony mby tany Samaria, dia novonoin' i Jeho avokoa izay tamingan' i Akaba sisa rehetra, ka nataony fongotra mihitsy araka ny tenin' ny Tompo nolazainy tamin' i Elia. Il entra dans Samarie et frappa tous les survivants de la famille d' Achab à Samarie, il l' extermina, selon la parole que Yahvé avait dite à Elie.