<-
->

2Mp 10:29 Howbeit from the sins of Jeroboam the son of Nebat, who made Israel to sin, Jehu departed not from after them, to wit, the golden calves that were in Bethel, and that were in Dan. Nefa Jeho tsy dia niala tamin' ny fahotan' i Jeroboama, zanak' i Nebata, izay nampanotany ny Isiraely, dia tamin' ireo ombilahy kely volamena izay tao Betela sy Dana. Nefa tsy niviliany nialany ny fahotan' i Jeroboama zanak' i Nabata izay nampanota an' Israely, na ny zanak' omby volamena izay ao Betela sy ao Dana. Cependant Jéhu ne se détourna pas des péchés de Jéroboam fils de Nebat, où il avait entraîné Israël, les veaux d' or de Béthel et de Dan.