<-
->

2Mp 11:1 And when Athaliah the mother of Ahaziah saw that her son was dead, she arose and destroyed all the seed royal. Ary nony hitan' i Atalia, renin' i Ahazia, fa maty ny zanany dia nitsangana izy ka nandringana ny zanak' andriana rehetra. Nony hitan' i Atalia renin' i Okoziasa fa maty ny zanany, dia nitsangana izy ka nandringana ny zanak' andriana rehetra. Lorsque la mère d' Ochozias, Athalie, eut appris que son fils était mort, elle entreprit d' exterminer toute la descendance royale.