<-
->

2Mp 11:13 And when Athaliah heard the noise of the guard and of the people, she came to the people into the temple of the Lord. Ary nony ren' i Atalia ny tabataban' ny mpiambina sy ny vahoaka, dia mba nankao amin' ny vahoaka tao amin' ny tranon' i Jehovah izy. Nony nandre ny fihahohahon' ny mpihazakazaka sy ny vahoaka Atalia dia nankao amin' ny vahoaka izy, ao an-tranon' ny Tompo. Entendant la clameur populaire, Athalie se rendit vers le peuple au Temple de Yahvé.