<-
->

2Mp 11:14 And when she looked, behold, the king stood by a pillar, as the manner was, and the princes and the trumpeters by the king, and all the people of the land rejoiced, and blew with trumpets: and Athaliah rent her clothes, and cried, Treason, Treason. Ary hitany fa, indro, ny mpanjaka nitsangana teo amin' ny fitoeran' andriana toy ny fanao, ary ny andrian-dahy sy ny mpitsoka trompetra dia teo anilan' ny mpanjaka; ary ny vahoaka rehetra nifaly sady nampaneno ny trompetra; dia nandriatra ny fitafiany Atalia ka niantso hoe: Fikomiana! fikomiana! Nijery izy ka inty ny mpanjaka mipetraka eo amin' ny lapihazo araka ny fanao. Teo anilan' ny mpanjaka ny lehibe sy ny mpitsoka trompetra, ary faly ny vahoaka rehetra, ary nitsoka trompetra ny olona. Dia nandriatra ny fitafiany Atalia, ka niantso hoe: Teti-dratsy! Teti-dratsy! Quand elle vit le roi debout sur l' estrade, selon l' usage, les chefs et les trompettes près du roi, tout le peuple du pays exultant de joie et sonnant de la trompette, Athalie déchira ses vêtements et cria : "Trahison! Trahison!"