<-
->

2Mp 11:20 And all the people of the land rejoiced, and the city was in quiet: and they slew Athaliah with the sword beside the king' s house. Dia nifaly ny vahoaka rehetra, ary nandry fahizay ny tanàna Ary Atalia novonoiny tamin' ny sabatra tao an-tranon' ny mpanjaka. Nifaly avokoa ny vahoaka rehetra tamin' ny tany, nandry fahizay ny tanàna, ary novonoina tamin' ny sabatra tao an-tranon' ny mpanjaka Atalia. Tout le peuple du pays était en liesse mais la ville ne bougea pas. Quant à Athalie, on la fit périr par l'épée dans le palais royal.