<-
->

2Mp 12:18 And Jehoash king of Judah took all the hallowed things that Jehoshaphat, and Jehoram, and Ahaziah, his fathers, kings of Judah, had dedicated, and his own hallowed things, and all the gold that was found in the treasures of the house of the Lord, and in the king' s house, and sent it to Hazael king of Syria: and he went away from Jerusalem. Ary tamin' izany dia niakatra Hazaela, mpanjakan' i Syria, ary namely an' i Gata ka nahafaka azy; ary nizotra niakatra hamely an' i Jerosalema koa izy. Tamin' izany, niakatra namely an' i Geta, Hazaela, mpanjakan' i Siria, ka nahafaka azy. Dia nikasa hiakatra hamely an' i Jerosalema izy. Alors Hazaèl, roi d' Aram, partit en guerre contre Gat et la prit, puis il se disposa à monter contre Jérusalem.