<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 12:2 | And |
Ary tamin' ny taona fahafito nanjakan' i Jeho no vao nanjaka izy; ary efa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Zibia, avy any Beri-sheba. | Tamin' ny taona fahafiton' ny nanjakan' i Jeho no vao tonga mpanjaka Joasa ary efapolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Sebia, avy any Bersabea. | En la septième année de |