<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 13:10 | In the thirty and seventh year of |
Tamin' ny taona fahafito amby telo-polo nanjakan' i Joasy, mpanjakan' ny Joda, no vao nanjakan' i Joasy, zanak' i Joahaza, tamin' ny Isiraely tany Samaria, ary nanjaka enina ambin' ny folo taona izy. | Tamin' ny fahafito amby telopolon' ny taona nanjakan' i Joasa mpanjakan' i Jodà no vao nanjaka tamin' Israely tany Samaria kosa Joasa zanak' i Joakaza; enina ambin' ny folo taona no nanjakany. | En la trente-septième année de |