<-
->

2Mp 13:12 And the rest of the acts of Joash, and all that he did, and his might wherewith he fought against Amaziah king of Judah, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Israel? Ary ny tantaran' i Joasy sisa mbamin' izay rehetra nataony sy ny heriny niadiany tamin' i Amazia, mpanjakan' ny Joda, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Isiraely va izany? Ny sisa tamin' ny asan' i Joasa, mbamin' izay rehetra nataony, ny herim-po nasehony, ny niadiny tamin' i Amasiasa, moa tsy dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' Israely va izany? Le reste de l' histoire de Joas, tout ce qu' il a fait et ses exploits, comment il fit la guerre à Amasias, roi de Juda, cela n' est-il pas écrit au livre des Annales des rois d' Israël?