<-
->

2Mp 13:9 And Jehoahaz slept with his fathers; and they buried him in Samaria: and Joash his son reigned in his stead. Ary Joahaza lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tao Samaria izy; ary Joasy zanany no nanjaka nandimby azy. Ary nodimandry any amin' ny razany Joakaza ka nalevina tao Samaria, dia Joasa zanany no nanjaka nandimby azy. Joachaz se coucha avec ses pères, on l' enterra à Samarie et son fils Joas régna à sa place.