<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 14:13 | And |
Ary Amazia, mpanjakan' ny Joda, zanak' i Joasy, zanak' i Ahazia, nosamborin' i Joasy, mpanjakan' ny Isiraely tany Beti-semesy; ary dia nankany Jerosalema Joasy, ka nandravany efa-jato hakiho ny màndany hatramin' ny vavahadin' i Efraima ka hatramin' ny vavahady an-jorony. | Ary Joasa mpanjakan' Israely nisambotra an' i Amasiasa mpanjakan' i Jodà, zanak' i Joasa zanak' i Okoziasa, tao Behtsamesa; nankany Jerosalema izy ka nahabanga ny mandan' i Jerosalema efa-jato hakiho, hatramin' ny vavahadin' i Efraima ka hatreo am-bavahady an-jorony. | Quant au roi de |