<-
->

2Mp 14:14 And he took all the gold and silver, and all the vessels that were found in the house of the Lord, and in the treasures of the king' s house, and hostages, and returned to Samaria. Ary nalainy avokoa ny volamena sy ny volafotsy rehetra ary ny fanaka rehetra izay hita tao an-tranon' i Jehovah sy tamin' ny rakitry ny tranon' ny mpanjaka mbamin' ny olona natao antoka, ka dia niverina ho any Samaria izy. Naka ny volamena amam-bolafotsy rehetra hita tao an-tranon' ny Tompo sy tao amin' ny rakitry ny tranon' ny mpanjaka izy, ary olona natao antoka koa, vao niverina ho any Samaria. Il prit tout l' or et l' argent et tout le mobilier qui se trouvaient dans le Temple de Yahvé et dans le trésor du palais royal, en plus des otages, et retourna à Samarie.