<-
->

2Mp 14:15 Now the rest of the acts of Jehoash which he did, and his might, and how he fought with Amaziah king of Judah, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Israel? Ary ny tantaran' i Joasy sisa mbamin' ny heriny sy ny niadiany tamin' i Amazia, mpanjakan' ny Joda, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Isiraely va izany? Ny sisa amin' ny asan' i Joasa mbamin' izay rehetra nataony sy ny niadiany tamin' i Amasiasa mpanjakan' i Jodà, moa tsy dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' Israely va izany? Le reste de l' histoire de Joas, tout ce qu' il a fait et ses exploits, et comment il fit la guerre à Amasias, roi de Juda, cela n' est-il pas écrit au livre des Annales des rois d' Israël?