<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 14:6 | But the children of the murderers he slew not: according unto that which is written in the book of the law of |
Fa ny zanak' ireo namono kosa dia tsy mba novonoiny, fa nataony araka izay voasoratra ao amin' ny bokin' ny lalàn' i Mosesy, izay nandidian' i Jehovah hoe: Ny ray tsy hatao maty amin' ny ataon' ny zanany, ary ny zanaka tsy hatao maty amin' ny ataon' ny rainy; fa samy hatao maty amin' ny fahotany avy ny olona. | Fa tsy novonoiny ny zanak' ireo mpamono, araka izay voasoratra ao amin' ny bokin' ny lalàn' i Moizy, izay misy izao didy nomen' ny Tompo izao: Ny ray tsy ho faty ho solon-janany, ny zanaka tsy ho faty ho solon-drainy, fa samy vonoina noho ny fahotany ihany avy. | Mais il ne mit pas à mort les fils des meurtriers, selon ce qui est écrit dans le livre de la Loi de |