<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 15:20 | And |
Ary nampandoavin' i Menahema io vola io ny mpanankarena rehetra tamin' ny Isiraely, dia sekely volafotsy dimam-polo avy isan-olona, homeny ny mpanjakan' i Asyria. Ka dia niverina ny mpanjakan' i Asyria, fa tsy nitoetra tao amin' ny tany. | Israely, dia ny mpanan-karem-be rehetra, no nampandoavin' i Manahema izany vola izany, dimampolo sikla avy, homeny ny mpanjakan' i Asiria. Ka dia niverina ny mpanjakan' i Asiria, fa tsy niato teo amin' ny tany. |