<-
->

2Mp 15:23 In the fiftieth year of Azariah king of Judah Pekahiah the son of Menahem began to reign over Israel in Samaria, and reigned two years. Tamin' ny taona fahadimam-polo nanjakan' i Azaria, mpanjakan' ny Joda, no vao nanjakan' i Pekahia, zanak' i Menahema, tamin' ny Isiraely tao Samaria, ary nanjaka roa taona izy. Tamin' ny taona faha-dimampolo nanjakan' i Azariasa mpanjakan' i Jodà, no vao nanjakan' i Faseià zanak' i Manahema tamin' Israely tao Samaria kosa. Roa taona no nanjakany. En la cinquantième année d' Ozias, roi de Juda, Peqahya fils de Menahem devint roi sur Israël à Samarie, pour deux ans.